<-
->

Lio / Lk 4:41 And devils also came out of many, crying out, and saying, Thou art Christ the Son of God. And he rebuking them suffered them not to speak: for they knew that he was Christ. Ary nisy demonia nivoaka tamin' ny maro ka niantso hoe: Hianao no Zanak' Andriamanitra. Nefa norarany ireo ka tsy navelany hiteny, satria nahalala Azy ho Kristy. Nisy demony nivoaka tamin' ny olona maro koa niantso hoe: Hianao no Zanak' Andriamanitra; fa norahonany tsy hiteny izy ireo noho izy nahalala azy ho Kristy. D' un grand nombre aussi sortaient des démons, qui vociféraient en disant : " Tu es le Fils de Dieu ! " Mais, les menaçant, il ne leur permettait pas de parler, parce qu' ils savaient qu' il était le Christ.