<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Luke |
[Baiboly 1865] Lioka |
[Baiboly Katolika] Lioka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Luc |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Lio / Lk 5:1 | And it came to pass, that, as the people pressed upon him to hear the word of |
Ary raha nifanizina taminy ny vahoaka mba hihaino ny tenin' Andriamanitra, dia nijanona teo amoron' ny Farihin' i Genesareta Jesosy; | Ary indray andro raha nijoro teo amoron' ny farihin' i Genezareta izy, dia nifanesika taminy ny vahoaka mba hihaino ny tenin' Andriamanitra. | Or il advint, comme la foule le serrait de près et écoutait la parole de |