<-
->

Lio / Lk 5:13 And he put forth his hand, and touched him, saying, I will: be thou clean. And immediately the leprosy departed from him. Ary Jesosy naninjitra ny tanany, dia nanendry azy ka nanao hoe: Mety Aho; madiova ianao. ry ny habokany niala taminy niaraka tamin' izay. Dia naninjitra ny tànany izy nanendry azy, sy nanao hoe: Mety aho, madiova hianao, ka afaka niaraka tamin' izay ny habokany. Il étendit la main et le toucha, en disant : " Je le veux, sois purifié. " Et aussitôt la lèpre le quitta.