<-
->

Lio / Lk 5:19 And when they could not find by what way they might bring him in because of the multitude, they went upon the housetop, and let him down through the tiling with his couch into the midst before Jesus. Ary satria tsy nahita izay hampidirany azy izy noho ny habetsahan' ny vahoaka, dia niakatra teo an-tampon-trano ka nanesorany ny tafo tanimanga, dia nampidininy ralehilahy mbamin' ny fandriany ho eo afovoan' ny olona, dia teo anatrehan' i Jesosy. fa tsy nahita izay hampidirany azy izy ireo noho ny habetsahan' ny olona, ka niakatra teo ambonin' ny tafon-trano izy, ary nanesorany ny tafo, dia nampidininy teo afovoan' ny olona teo anatrehan' i Jeso ralehilahy mbamin' ny fandriany. Et comme ils ne savaient par où l' introduire à cause de la foule, ils montèrent sur le toit et, à travers les tuiles, ils le descendirent avec sa civière, au milieu, devant Jésus.