<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Luke |
[Baiboly 1865] Lioka |
[Baiboly Katolika] Lioka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Luc |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Lio / Lk 9:18 | And it came to pass, as he was alone praying, his disciples were with him: and he asked them, saying, Whom say the people that I am? | Ary raha nivavaka tao amin' ny mangingina Jesosy, sady teo aminy ny mpianany, dia nanontany azy Izy ka nanao hoe: Ataon' ny olona ho iza moa Aho? | Indray andro, raha nivavaka tany amin' ny toerana mangingina izy ka teo aminy koa ny mpianany, dia nanontany azy ireo izy nanao hoe: Ataon' ny vahoaka ho iza moa aho? | Et il advint, comme il était à prier, seul, n' ayant avec lui que les disciples, qu' il les interrogea en disant : " Qui suis-je, au dire des foules ? " |