<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Luke |
[Baiboly 1865] Lioka |
[Baiboly Katolika] Lioka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Luc |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Lio / Lk 9:23 | And he said to them all, If any man will come after me, let him deny himself, and take up his cross daily, and follow me. | Ary hoy koa Jesosy tamin' izy rehetra: Raha misy ta-hanaraka Ahy, aoka izy handà ny tenany, dia hitondra ny hazo fijaliany isan' andro ka hanaraka Ahy. | Ary hoy koa izy tamin' ny olona rehetra: Raha misy ta-hanaraka ahy, aoka izy handà ny tenany sy hitondra ny hazo fijaliany isan' andro ka hanaraka ahy. | Et il disait à tous : " Si quelqu' un veut venir à ma suite, qu' il se renie lui-même, qu' il se charge de sa croix chaque jour, et qu' il me suive. |