<-
->

Lio / Lk 9:32 But Peter and they that were with him were heavy with sleep: and when they were awake, they saw his glory, and the two men that stood with him. Ary efa navesatry ny tory ny mason' i Petera sy ny namany; nefa nahari-tory ihany izy, dia nahita ny voninahitr' i Jesosy sy izy roa lahy izay teo aminy. Navesatry ny tory ny mason' i Piera sy ny namany, nefa nahari-tory ihany izy, dia nahita ny voninahitr' i Jeso mbamin' izy roalahy teo aminy. Pierre et ses compagnons étaient accablés de sommeil. S'étant bien réveillés, ils virent sa gloire et les deux hommes qui se tenaient avec lui.