<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Luke |
[Baiboly 1865] Lioka |
[Baiboly Katolika] Lioka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Luc |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Lio / Lk 9:36 | And when the voice was past, |
Ary rehefa nitsahatra ny feo, dia Jesosy irery ihany no hita. Ary nangina izy ireo ka tsy nilazalaza tamin' olona na dia iray akory aza tamin' izany andro izany ny amin' izay zavatra efa hitany. | Ilay niteny iny ny feo, dia Jeso irery ihany no hita. Ary nangina ireo mpianany ka tsy nilazalaza na tamin' iza na tamin' iza tamin' izany andro izany izay zavatra hitany teo. | Et quand la voix eut retenti, |