<-
->

Lio / Lk 9:58 And Jesus said unto him, Foxes have holes, and birds of the air have nests; but the Son of man hath not where to lay his head. Fa hoy Jesosy taminy: Ny amboahaolo manan-davaka, ary ny voro-manidina manana fialofana; fa ny Zanak' olona tsy mba manana izay hipetrahan' ny lohany. Fa hoy Jeso taminy: Ny amboadia manan-davaka, ary ny voro-manidina manana akany; fa ny Zanak' olona tsy mba manana izay hampandriany ny lohany. Jésus lui dit : " Les renards ont des tanières et les oiseaux du ciel ont des nids ; le Fils de l' homme, lui, n' a pas où reposer la tête. "