<-
->

Jao / Jo 13:26 Jesus answered, He it is, to whom I shall give a sop, when I have dipped it. And when he had dipped the sop, he gave it to Judas Iscariot, the son of Simon. Dia namaly Jesosy ka nanao hoe: Ilay homeko ny sombin-kanina lemako no izy. Ary rehefa nolemany ny sombin-kanina, dia noraisiny ka nomeny an' i Jodasy, zanak' i Simona Iskariota. Ary hoy Jeso hoe: Izay hotolorako sombi-mofo natsoboka tamin' ny rò no izy. Dia natsobony ny mofo ka natolony an' i Jodasy Iskariota zanak' i Simona. Jésus répond : " C' est celui à qui je donnerai la bouchée que je vais tremper. " Trempant alors la bouchée, il la prend et la donne à Judas, fils de Simon Iscariote.