<-
->

Jao / Jo 13:37 Peter said unto him, Lord, why cannot I follow thee now? I will lay down my life for thy sake. Hoy Petera taminy: Tompoko, nahoana no tsy mahazo manaraka Anao ankehitriny aho? Na ny aiko aza dia hafoiko noho ny aminao. Ahy hoy Piera taminy: Ahoana, Tompoko, no tsy ahazoako manaraka anao ankehitriny? Hafoiko ho anao hatramin' ny aiko aza. Pierre lui dit : " Pourquoi ne puis-je pas te suivre à présent ? Je donnerai ma vie pour toi. "