<-
->

Jao / Jo 14:23 Jesus answered and said unto him, If a man love me, he will keep my words: and my Father will love him, and we will come unto him, and make our abode with him. Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Raha misy tia Ahy, dia hitandrina ny teniko izy; ary ny Raiko ho tia azy, ary hankao aminy Izahay ka honina ao aminy. Namaly Jeso ka nanao taminy hoe: Raha misy tia ahy, dia hitandrina ny teniko izy, ka hotian' ny Raiko, ary hankao aminy izahay ka honina ao aminy. Jésus lui répondit : " Si quelqu' un m' aime, il gardera ma parole, et mon Père l' aimera et vous viendrons vers lui et nous nous ferons une demeure chez lui.