<-
->

Jao / Jo 14:6 Jesus saith unto him, I am the way, the truth, and the life: no man cometh unto the Father, but by me. Hoy Jesosy taminy: Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin' ny Ray, afa-tsy amin' ny alalako. Ary hoy Jeso taminy: Izaho no làlana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin' ny Ray afa-tsy amin' ny alalako. Jésus lui dit : " Je suis le Chemin, la Vérité et la Vie. Nul ne vient au Père que par moi.