<-
->

Jao / Jo 17:1 These words spake Jesus, and lifted up his eyes to heaven, and said, Father, the hour is come; glorify thy Son, that thy Son also may glorify thee: Rehefa nolazain' i Jesosy izany teny izany, dia nanandratra ny masony ho amin' ny lanitra Izy ka nanao hoe: Ray ô, tonga ny fotoana; mankalazà ny Zanakao, mba hankalazan' ny Zanaka Anao. Rahefa voalazan' i Jeso izany, dia niandrandra ny lanitra izy, ka nanao hoe: Raiko ô, tonga ny fotoana: omeo voninahitra ny Zanakao, mba hanomezan' ny Zanaka voninahitra anao, Ainsi parla Jésus, et levant les yeux au ciel, il dit : " Père, l' heure est venue : glorifie ton Fils, afin que ton Fils te glorifie