<-
->

Jao / Jo 19:42 There laid they Jesus therefore because of the Jews' preparation day; for the sepulchre was nigh at hand. Ary teo no nandevenany an' i Jesosy noho ny andro fiomanan' ny Jiosy, satria teo akaiky ny fasana. Ka noho ny maha-andro fiomanan' ny Jody tamin' izay dia tao no nandevenany an' i Jeso, satria akaiky ny fasana. A cause de la Préparation des Juifs, comme le tombeau était proche, c' est là qu' ils déposèrent Jésus.