<-
->

Jao / Jo 19:6 When the chief priests therefore and officers saw him, they cried out, saying, Crucify him, crucify him. Pilate saith unto them, Take ye him, and crucify him: for I find no fault in him. Ary rehefa hitan' ny lohan' ny mpisorona sy ny mpiandry raharaha Jesosy, dia niantso ireo ka nanao hoe: Homboy amin' ny hazo fijaliana Izy! homboy amin' ny hazo fijaliana Izy! Hoy Pilato taminy: Entonareo Izy, ka homboy amin' ny hazo fijaliana; fa izaho tsy mahita izay helony. Nony nahita azy ny lohan' ny mpisorona sy ny mpiandry raharaha, dia niantso nanao hoe: Fantsiho, fantsiho amin' ny hazo fijaliana izy. Fa hoy Pilaty tamin' izy ireo: Ento àry izy ka fantsihonareo, fa izaho tsy mba mahita izay helony. Lorsqu' ils le virent, les grands prêtres et les gardes vociférèrent, disant : " Crucifie-le ! Crucifie-le ! " Pilate leur dit : " Prenez-le, vous, et crucifiez-le ; car moi, je ne trouve pas en lui de motif de condamnation. "