<-
->

Jao / Jo 20:14 And when she had thus said, she turned herself back, and saw Jesus standing, and knew not that it was Jesus. Rehefa nilaza izany izy, dia nitodika ka nahita an' i Jesosy nitsangana teo, nefa tsy fantany ho Jesosy. Nony avy nilaza izany izy dia nitodika, ka nahita an' i Jeso nitsangana teo, nefa tsy fantany hoe Jeso io. Ayant dit cela, elle se retourna, et elle voit Jésus qui se tenait là, mais elle ne savait pas que c'était Jésus.