<-
->

Jao / Jo 20:17 Jesus saith unto her, Touch me not; for I am not yet ascended to my Father: but go to my brethren, and say unto them, I ascend unto my Father, and your Father; and to my God, and your God. Hoy Jesosy taminy: Aza manendry Ahy; fa tsy mbola niakatra tany amin' ny Ray Aho; fa mandehana mankany amin' ny rahalahiko, ka lazao aminy hoe: Miakatra ho any amin' ny Raiko sy ny Rainareo Aho, ary ho any amin' Andriamanitro sy Andriamanitrareo. Aza mikasika ahy, hoy Jeso taminy, fa mbola tsy niakatra tany amin' ny ray aho, fa mandehana mankany amin' ny rahalahiko, ka lazao aminy hoe: Miakatra ho any amin' ny Raiko sy ny rainareo aho, ary any amin' Andriamanitro sy Andriamanitrareo. Jésus lui dit : " Ne me touche pas, car je ne suis pas encore monté vers le Père. Mais va trouver mes frères et dis-leur : je monte vers mon Père et votre Père, vers mon Dieu et votre Dieu. "