<-
->

Jao / Jo 20:19 Then the same day at evening, being the first day of the week, when the doors were shut where the disciples were assembled for fear of the Jews, came Jesus and stood in the midst, and saith unto them, Peace be unto you. Ary rehefa harivan' ilay andro voalohany amin' ny herinandro, raha voarindrina ny varavaran' izay niangonan' ny mpianatra, noho ny fahatahorany ny Jiosy, dia tonga Jesosy ka nitsangana teo afovoany, dia nanao taminy hoe: Fiadanana ho anareo. Androtr' izay ihany, izany hoe harivan' ilay andro voalohan' ny herinandro, raha nirindrina ny varavaran' ny trano nivorian' ny mpianatra noho ny fahatahorany ny Jody, dia tonga Jeso ka nitsangana teo afovoany, sy nilaza tamin' izy ireo hoe: Ho aminareo anie ny fiadanana! Le soir, ce même jour, le premier de la semaine, et les portes étant closes, là où se trouvaient les disciples, par peur des Juifs, Jésus vint et se tint au milieu et il leur dit : " Paix à vous ! "