<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to John |
[Baiboly 1865] Jaona |
[Baiboly Katolika] Joany |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Jean |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Jao / Jo 20:2 | Then she runneth, and cometh to |
Dia nihazakazaka nankany amin' i Simona Petera sy ilay mpianatra tian' i Jesosy izy ka nanao taminy hoe: Nalain' olona tao am-pasana ny Tompo, ka tsy fantatray izay nametrahany Azy. | Dia lasa izy nihazakazaka nankany amin' i Simona Piera sy ilay mpianatra malalan' i Jeso, ka nanao tamin' ireo hoe: Nalain' olona tao am-pasana ny Tompo, ka tsy fantatray izay nametrahany azy. | Elle court alors et vint trouver |