<-
->

Jao / Jo 20:21 Then said Jesus to them again, Peace be unto you: as my Father hath sent me, even so send I you. Ary hoy indray Jesosy taminy: Fiadanana ho anareo; tahaka ny nanirahan' ny Ray Ahy no anirahako anareo kosa. Dia hoy indray izy tamin' izy ireo: Ho aminareo anie ny fiadanana! Tahaka ny nanirahan' ny Raiko ahy no anirahako anareo koa. Il leur dit alors, de nouveau : " Paix à vous ! Comme le Père m' a envoyé, moi aussi je vous envoie. "