<-
->

Jao / Jo 20:26 And after eight days again his disciples were within, and Thomas with them: then came Jesus, the doors being shut, and stood in the midst, and said, Peace be unto you. Ary nony afaka havaloana, dia tafangona teo indray ny mpianany, ary teo koa Tomasy. Dia tonga Jesosy, rehefa voarindrina ny varavarana, ka nitsangana teo afovoany, dia nanao hoe: Fiadanana ho anareo. Nony afaka havaloana, raha mbola nivory tao an-trano ihany ny mpianany sady teo koa Tomà, dia tonga Jeso, nefa nirindrina ny varavarana. Nitsangana teo afovoany izy ka nanao hoe: Ho aminareo anie ny fiadanana! Huit jours après, ses disciples étaient de nouveau à l' intérieur et Thomas avec eux. Jésus vient, les portes étant closes, et il se tint au milieu et dit : " Paix à vous. "