<-
->

Jao / Jo 20:29 Jesus saith unto him, Thomas, because thou hast seen me, thou hast believed: blessed are they that have not seen, and yet have believed. Hoy Jesosy taminy: Satria nahita Ahy ianao, dia nino; sambatra kosa izay tsy nahita, nefa nino. Fa hoy Jeso taminy: Nino hianao, ry Tomà, satria nahita ahy; sambatra izay tsy nahita ka nino. Jésus lui dit : " Parce que tu me vois, tu crois. Heureux ceux qui n' ont pas vu et qui ont cru. "