<-
->

Jao / Jo 20:31 But these are written, that ye might believe that Jesus is the Christ, the Son of God; and that believing ye might have life through his name. fa voasoratra izao, mba hinoanareo fa Jesosy no Kristy, Zanak' Andriamanitra, ary mba hanananareo fiainana amin' ny anarany, raha mino ianareo. Fa voasoratra ireto mba hinoanareo fa Jeso no Kristy Zanak' Andriamanitra, ary mba hahazoanareo ny fiainana amin' ny anarany, amin' ny finoana azy. Ceux-là ont été mis par écrit, pour que vous croyiez que Jésus est le Christ, le Fils de Dieu, et pour qu' en croyant vous ayez la vie en son nom.