<-
->

Jao / Jo 3:2 The same came to Jesus by night, and said unto him, Rabbi, we know that thou art a teacher come from God: for no man can do these miracles that thou doest, except God be with him. Izy nankao amin' i Jesosy nony alina ka nanao taminy hoe: Raby ô, fantatray fa mpampianatra avy amin' Andriamanitra Hianao; fa tsy misy olona mahay manao izao famantarana ataonao izao, raha tsy Andriamanitra no momba azy. Nankao amin' i Jeso izy nony alina ka nanao taminy hoe : Raby, fantatray fa Mpampianatra avy amin' Andriamanitra hianao, fa tsy misy olona hahefa izao fahagagana ataonao izao raha tsy Andriamanitra no momba azy. Il vint de nuit trouver Jésus et lui dit : " Rabbi, nous le savons, tu viens de la part de Dieu comme un Maître : personne ne peut faire les signes que tu fais, si Dieu n' est pas avec lui. "