<-
->

Jao / Jo 3:5 Jesus answered, Verily, verily, I say unto thee, Except a man be born of water and of the Spirit, he cannot enter into the kingdom of God. Jesosy namaly hoe: Lazaiko aminao marina dia marina tokoa: Raha misy olona tsy ateraky ny rano sy ny Fanahy, dia tsy mahazo miditra amin' ny fanjakan' Andriamanitra izy. Fa hoy Jeso: Lazaiko marina dia marina aminao fa raha tsy ateraky ny rano sy ny Fanahy indray ny olona, dia tsy mahazo miditra amin' ny fanjakan' Andriamanitra. Jésus répondit : " En vérité, en vérité, je te le dis, à moins de naître d' eau et d' Esprit, nul ne peut entrer dans le Royaume de Dieu.