<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to John |
[Baiboly 1865] Jaona |
[Baiboly Katolika] Joany |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Jean |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Jao / Jo 4:50 | Hoy Jesosy taminy: Andeha mody; velona ny zanakao. Ary ralehilahy nino ny teny izay nolazain' i Jesosy taminy, ka dia lasa nody. | Dia hoy Jeso taminy: Modia, fa velona ny zanakao. Ary nino ny teny nolazain' i Jeso taminy izy ka lasa nody. |