<-
->

Jao / Jo 6:10 And Jesus said, Make the men sit down. Now there was much grass in the place. So the men sat down, in number about five thousand. Fa hoy Jesosy: Asaovy mipetraka ny olona. Ary nisy ahitra be teo. Ka dia nipetraka ny lehilahy, tokony ho dimy arivo no isany. Dia hoy Jeso: Asaovy mipetraka ny olona. Ary nisy ahitra be teo, ka dia nipetraka ny olona, ary tokony ho dimy arivo no isan' ny lehilahy. Jésus leur dit : " Faites s'étendre les gens. " Il y avait beaucoup d' herbe en ce lieu. Ils s'étendirent donc, au nombre d' environ cinq mille hommes.