<-
->

Jao / Jo 6:11 And Jesus took the loaves; and when he had given thanks, he distributed to the disciples, and the disciples to them that were set down; and likewise of the fishes as much as they would. Dia nandray ny mofo Jesosy; ary rehefa nisaotra, dia nizara izany tamin' izay nipetraka hihinana Izy; ary ny hazandrano koa araka izay nilainy. Dia nandray ny mofo Jeso, ka nony efa nisaotra dia nizara azy tamin' izay nipetraka ary nomeny toy izany koa ny hazandrano sady nampanaranany fo. Alors Jésus prit les pains et, ayant rendu grâces, il les distribua aux convives, de même aussi pour les poissons, autant qu' ils en voulaient.