<-
->

Jao / Jo 6:12 When they were filled, he said unto his disciples, Gather up the fragments that remain, that nothing be lost. Ary rehefa voky ny olona, dia hoy Jesosy tamin' ny mpianany: Angony ny sisa tsy lany, mba tsy hisy ho very. Rahefa voky izy ireo, dia hoy Jeso tamin' ny mpianany: Angony ny sombitsombiny sisa tsy lany, mba tsy hisy very. Quand ils furent repus, il dit à ses disciples : " Rassemblez les morceaux en surplus, afin que rien ne soit perdu. "