<-
->

Jao / Jo 6:5 When Jesus then lifted up his eyes, and saw a great company come unto him, he saith unto Philip, Whence shall we buy bread, that these may eat? Ary Jesosy nanopy ny masony ka nahita fa nisy vahoaka betsaka nanatona Azy, dia hoy Izy tamin' i Filipo: Aiza no hividianantsika mofo hohanin' ireo? Nony nanopy ny masony Jeso, ka nahita ireto vahoaka be nanatona azy, dia hoy izy tamin' i Filipo: Aiza no hividianantsika mofo hohanin' ireo? Levant alors les yeux et voyant qu' une grande foule venait à lui, Jésus dit à Philippe : " Où achèterons-nous des pains pour que mangent ces gens ? "