<-
->

Jao / Jo 6:54 Whoso eateth my flesh, and drinketh my blood, hath eternal life; and I will raise him up at the last day. Izay mihinana ny nofoko sy misotro ny rako no manana fiainana mandrakizay; ary Izaho hanangana azy amin' ny andro farany. Fa hoy Jeso tamin' izy ireo: Lazaiko marina dia marina aminareo fa raha tsy mihinana ny nofon' ny Zanak' olona hianareo sy tsy misotro ny rany, dia tsy manana ny fiainana ao aminareo. Qui mange ma chair et boit mon sang a la vie éternelle et je le ressusciterai au dernier jour.