<-
->

Jao / Jo 6:71 He spake of Judas Iscariot the son of Simon: for he it was that should betray him, being one of the twelve. Fa Izy nilaza an' i Jodasy, zanak' i Simona Iskariota; fa izy no ilay efa hamadika Azy, nefa isan' ny roa ambin' ny folo lahy. Jeso namaly azy ireo hoe: Moa tsy izaho no nifidy anareo roa ambin' ny folo lahy? nefa demony ny iray aminareo. Il parlait de Judas, fils de Simon Iscariote ; c' est lui en effet qui devait le livrer, lui, l' un des Douze.