<-
->

Jao / Jo 7:1 After these things Jesus walked in Galilee: for he would not walk in Jewry, because the Jews sought to kill him. Ary rehefa afaka izany, dia nandeha tany Galilia Jesosy; fa nalain-kandeha tany Jodia Izy, satria nitady hahafaty Azy ny Jiosy. Taorian' izany dia nitety an' i Galilea Jeso fa tsy nety nankany Jodea, satria nitady hahafaty azy ny Jody. Après cela, Jésus parcourait la Galilée ; il n' avait pas pouvoir de circuler en Judée, parce que les Juifs cherchaient à le tuer.