<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to John |
[Baiboly 1865] Jaona |
[Baiboly Katolika] Joany |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Jean |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Jao / Jo 7:33 | Then said |
Dia hoy Jesosy: Kely foana no itoerako aminareo, dia hankany amin' izay naniraka Ahy Aho. | Fa hoy Jeso: Kely foana sisa no itoerako aminareo dia hankany amin' izay naniraka ahy aho. |