<-
->

Jao / Jo 7:35 Then said the Jews among themselves, Whither will he go, that we shall not find him? will he go unto the dispersed among the Gentiles, and teach the Gentiles? Dia niresaka hoe ny Jiosy: Hankaiza moa no halehan' ilehity, no tsy ho hitantsika? Hankany amin' izay miely any amin' ny Grika va Izy ka hampianatra ny Grika? Dia nifampilaza hoe ny Jody: Aiza àry no halehany no tsy ho hitantsika izy? Ho any amin' izay miely any amin' ny jentily va re izy, ka hampianatra ny jentily? Les Juifs se dirent entre eux : " Où va-t-il aller, que nous ne le trouverons pas ? Va-t-il rejoindre ceux qui sont dispersés chez les Grecs et enseigner les Grecs ?