<-
->

Jao / Jo 8:28 Then said Jesus unto them, When ye have lifted up the Son of man, then shall ye know that I am he, and that I do nothing of myself; but as my Father hath taught me, I speak these things. ka dia hoy Jesosy: Rehefa asandratrareo ny Zanak' olona, dia ho fantatrareo fa Izaho no Izy, ary tsy manao na inona na inona ho Ahy Aho, fa araka ny nampianarin' ny Raiko Ahy no ilazako izany zavatra izany. Ka hoy Jeso taminy: Rahefa voasandratrareo ny Zanak' olona vao ho fantatrareo fa izaho no izy, sady tsy manao na inona na inona ho ahy aho, fa izay nampianarin' ny Ray ahy no lazaiko. Jésus leur dit donc : " Quand vous aurez élevé le Fils de l' homme, alors vous saurez que Je Suis et que je ne fais rien de moi-même, mais je dis ce que le Père m' a enseigné,