<-
->

Jao / Jo 8:9 And they which heard it, being convicted by their own conscience, went out one by one, beginning at the eldest, even unto the last: and Jesus was left alone, and the woman standing in the midst. Ary raha nandre izany izy, dia nivoaka tsirairay hatramin' ny zokinjokiny ka hatramin' ny zandrinjandriny; ary Jesosy irery ihany no sisa teo sy ilay vehivavy teo Fa ry zareo kosa nony nandre izany, dia nihatakataka tsirairay, ny zokinjokiny no loha làlana, ka Jeso irery sisa nijanona sy ilay vehivavy teo afovoany. Mais eux, entendant cela, s' en allèrent un à un, à commencer par les plus vieux ; et il fut laissé seul, avec la femme toujours là au milieu.