<-
->

Jao / Jo 9:22 These words spake his parents, because they feared the Jews: for the Jews had agreed already, that if any man did confess that he was Christ, he should be put out of the synagogue. Izany teny izany no nolazain' ny ray aman-dreniny, satria natahotra ny Jiosy izy; fa efa nifanaiky rahateo ny Jiosy fa raha misy manaiky Azy ho Kristy dia horoahina hiala amin' ny synagoga. Ny ray aman-dreniny no nilaza izany, dia noho izy natahotra ny Jody, satria efa nifanaiky ny Jody fa horoahina amin' ny sinagoga izay hanaiky an' i Jeso ho Kristy, Ses parents dirent cela parce qu' ils avaient peur des Juifs ; car déjà les Juifs étaient convenus que, si quelqu' un reconnaissait Jésus pour le Christ, il serait exclu de la synagogue.