<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to John |
[Baiboly 1865] Jaona |
[Baiboly Katolika] Joany |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Jean |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Jao / Jo 9:3 | Jesosy namaly hoe: Tsy io lehilahy io no nanota, na ny ray aman-dreniny, fa ny hanehoana ny asan' Andriamanitra eo aminy. | Jeso namaly hoe: Tsy izy no nanota, na ny rainy aman-dreniny, fa mba hisehoan' ny asan' Andriamanitra eo aminy no antony. |