<-
->

Jao / Jo 9:39 And Jesus said, For judgment I am come into this world, that they which see not might see; and that they which see might be made blind. Ary hoy Jesosy: Ho fitsarana no nahatongavako amin' izao tontolo izao, mba hahiratra ny tsy mahiratra, ary mba ho tonga jamba kosa ny mahiratra. Dia hoy Jeso: Fanavahana no nahatongavako amin' izao tontolo izao, mba hahiratra izay tsy mahiratra ary ho tonga jamba izay mahiratra. Jésus dit alors : " C' est pour un discernement que je suis venu en ce monde : pour que ceux qui ne voient pas voient et que ceux qui voient deviennent aveugles. "