<-
->

Asa 1:15 And in those days Peter stood up in the midst of the disciples, and said, (the number of names together were about an hundred and twenty,) Ary tamin' izany andro izany dia nitsangana teo afovoan' ny rahalahy Petera (tokony ho roa-polo amby zato no isan' ny olona vory teo) ka nanao hoe: Tamin' izany andro izany dia nitsangana teo afovoan' ny rahalahy Piera (tokony ho roapolo amby zato ny isan' izy nivory teo) ka nanao hoe: En ces jours-là, Pierre se leva au milieu des frères, - ils étaient réunis au nombre d' environ cent vingt personnes, - et il dit :