<-
->

Asa 1:16 Men and brethren, this scripture must needs have been fulfilled, which the Holy Ghost by the mouth of David spake before concerning Judas, which was guide to them that took Jesus. Ry rahalahy, tsy maintsy notanterahina ilay tenin' ny Soratra Masina nampilazain' ny Fanahy Masina rahateo an' i Davida ny amin' i Jodasy, izay tonga mpitarika ny olona nisambotra an' i Jesosy; Ry rahalahy, tsy maintsy tanteraka ilay Soratra voalazan' ny Fanahy Masina tamin' ny vavan' i Davida momba an' i Jodasy, izay nitarika ny mpisambotra an' i Jeso; " Frères, il fallait que s' accomplît l'Écriture où, par la bouche de David, l' Esprit Saint avait parlé d' avance de Judas, qui s' est fait le guide de ceux qui ont arrêté Jésus.