<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 1:9 | And when he had spoken these things, while they beheld, he was taken up; and a cloud received him out of their sight. | Ary rehefa nilaza izany Jesosy, dia nakarina Izy, raha mbola nijery izy ireo; ary nisy rahona nitondra Azy, ka tsy hitan' ny masony intsony Izy. | Nony efa nilaza izany izy, dia nakarina teo anatrehan' izy ireo; ary nisy rahona nanakona azy, ka tsy hitan' ny masony intsony izy. | A ces mots, sous leurs regards, il s'éleva, et une nuée le déroba à leurs yeux. |