<-
->

Asa 10:21 Then Peter went down to the men which were sent unto him from Cornelius; and said, Behold, I am he whom ye seek: what is the cause wherefore ye are come? Ary Petera nidina tany amin' ireo olona ireo ka nanao hoe: Inty aho izay tadiavinareo; inona no anton' ny ahatongavanareo atý? Dia nidina niaraka tamin' izay Piera, nanatona ireo lehilahy ireo, ka nanao taminy hoe: Inty aho izay tadiavinareo; inona no anton' ny nahatongavanareo atý? Pierre descendit auprès de ces hommes et leur dit : " Me voici. Je suis celui que vous cherchez. Quel est le motif qui vous amène ? "