<-
->

Asa 10:45 And they of the circumcision which believed were astonished, as many as came with Peter, because that on the Gentiles also was poured out the gift of the Holy Ghost. Ary talanjona ny mino isan' ny voafora izay niaraka tamin' i Petera, satria nilatsaka tamin' ny jentilisa koa ny fanomezana, dia ny Fanahy Masina. ka talanjona fatratra ny mpino voafora tonga teo niaraka tamin' i Piera, nahita fa nidina tamin' ny jentily koa ny fanomezan' ny Fanahy Masina, Et tous les croyants circoncis qui étaient venus avec Pierre furent stupéfaits de voir que le don du Saint Esprit avait été répandu aussi sur les païens.