<-
->

Asa 10:47 Can any man forbid water, that these should not be baptized, which have received the Holy Ghost as well as we? Moa misy olona mahazo mandrara ny rano tsy hanaovana batisa ireo, izay efa nandray ny Fanahy Masina tahaka antsika koa? Dia hoy Piera: Azo lavina tsy hatao batemy amin' ny rano va ireto olona efa nandray ny Fanahy Masina toa antsika ireto? " Peut-on refuser l' eau du baptême à ceux qui ont reçu l' Esprit Saint aussi bien que nous ? "