<-
->

Asa 10:48 And he commanded them to be baptized in the name of the Lord. Then prayed they him to tarry certain days. Dia nasainy natao batisa amin' ny anaran' i Jesosy Kristy izy. Ary nangatahin' ireo mba hitoetra ao aminy andro vitsivitsy izy. Koa ireo nasainy hatao batemy amin' ny anaran' i Jeso-Kristy Tompo; izy kosa nangatahin' ireo hitoetra eo aminy andro vitsivitsy. Et il ordonna de les baptiser au nom de Jésus Christ. Alors ils le prièrent de rester quelques jours avec eux.