<-
->

Asa 11:17 Forasmuch then as God gave them the like gift as he did unto us, who believed on the Lord Jesus Christ; what was I, that I could withstand God? Koa raha mba homen' Andriamanitra azy ny fanomezana, tahaka antsika fony isika vao nino an' i Jesosy Kristy Tompo dia iza moa aho no hahasakana an' Andriamanitra? Koa raha fanomezana sahala no nomen' Andriamanitra azy sy antsika izay nino an' i Jeso-Kristy Tompo, iza moa aho no ho afa-mifanohitra amin' Andriamanitra? Si donc Dieu leur a accordé le même don qu'à nous, pour avoir cru au Seigneur Jésus Christ, qui étais-je, moi, pour faire obstacle à Dieu. "