<-
->

Asa 12:11 And when Peter was come to himself, he said, Now I know of a surety, that the Lord hath sent his angel, and hath delivered me out of the hand of Herod, and from all the expectation of the people of the Jews. Ary rehefa nahatsiaro fanahy Petera, dia nanao hoe: Ankehitriny fantatro marina tokoa fa ny Tompo efa naniraka ny anjeliny ka namonjy ahy tamin' ny tànan' i Heroda sy ny fanantenan' ny Jiosy rehetra. Izay vao nahatsiaro fanahy Piera, ka nanao hoe: Fantatro ankehitriny fa efa naniraka ny anjeliny tokoa ny Tompo, ka nanafaka ahy tamin' ny tànan' i Heroda, sy ny fanampoizan' ny vahoaka Jody. Alors Pierre, revenant à lui, dit : " Maintenant je sais réellement que le Seigneur a envoyé son ange et m' a arraché aux mains d' Hérode et à tout ce qu' attendait le peuple des Juifs. "